Teny iditra | fampivadiana (vady) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | fampiraisana zavamiaina lahy sy vavy hahazoana taranaka [SLP 1986] | ||
Fandikana frantsay | accouplement [Abinal 1888, SLP 1986] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |