|
|
|
|

Teny iditra1  fampivadiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] fampiraisana zavamiaina lahy sy vavy hahazoana taranaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3.fr#797, 1.13] accouplement
Fototeny  5  vady
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11