Teny iditra fampivoarana (voatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Développement [1.13]
Ohatra 
1Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366]
2Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29