Teny iditra | 1 fampivoarana |
Fototeny | 2 voatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13.mg#49] fampandrosoana sy fanatsarana ny lafim-piainana rehetra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13.fr#49] développement |
Ohatra |
6 Nahery vaika va izany fanoherana ny fampivoarana ny vahoaka izany? [2.366#] 7 Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa. [1.320#] |
Voambolana |
8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29 |