Teny iditra | fanaboniana (abony) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La fourberie [1.3] | |
Mpanahaka | fanabosiana ~ fambosiana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |