Teny iditra | fanaborahana (boraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Fanaborahana tsiambaratelo [1.1] | |
Tovy hevitra | famborahana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |