Teny iditra | 1 fanadihadiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62] famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#202] information, action de scruter 5 [1.13] enquête |
Ohatra |
6 [2.436#] sady mpanoratra izy no mpanao fikarohana sy fanadihadiana. 7 [2.117#] Ny fanadihadiana sy ny fikarohana no mety hahafantarana azy ireny. |
Fototeny | 8 hadihady |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |