|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hadihady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] many trenches
fig. investigation. Compare hady
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#202] [duplicatif diminutif]
Ohatra  5  [2.285] Mbola azo ahoatra an' izany koa ny hadihady
Fototeny  6  hady
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny hadihady io

Teny iditra (2/2)13  hadihady
Sokajin-teny  14  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Tsy fisian-javatra na inona na inona
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#202] dont on a tout retiré, mis à nu, découvert
Sampanteny 
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19  dahidahy, hadihadi, hadihady

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30