Teny iditra | fanadontoana (donto) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fanaovana izay hampaharenina, izay hahadombo, hahadonto; fanadomboana [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | celui qu'on abrutit, qu'on endurcit souvent; manière d'abrutir [Abinal 1888] | |
action d'abrutir [Rajaonarimanana 1995] | ||
Teny iditra | fanadontoana (donto) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | fomba ampiasaina mba tsy handre maharary ny faritra iray [SLP 1986] | |
Fandikana frantsay | anesthésie [SLP 1986] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |