|
|
|
|

Teny iditra1  fanafarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina
Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission
Fototeny  6  hafatra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02