| Teny iditra | 1 fanafarana |
| Fototeny | 2 hafatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina
5 Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission
[1.8] |
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|