|
|
|
|

Teny iditra1  fanafenana
Fototeny  2  afina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fametrahana zavatra amin' ny toerana iray tsy hahitana azy; fanaronana zavatra mba tsy ho hita
toerana anafenana zavatra matetika
fanitrihana ny maty alevina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache
Ohatra  6  Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io? [1.1]
7  Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy [1.1]
8  Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11