Teny iditra fanafiana (tafy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana akanjo, fitafiana: Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba ny sakafony, izay haninay ve tsy hohaniny ? [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31