Teny iditra |
tafy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Unequal, disproportionate. [1.2]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
tafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2]
|
| Clothing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Habit, vêtement [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|