|
|
|
|

Teny iditra1  fanafiana
Fototeny  2  tafy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanomezana akanjo, fitafiana: Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba ny sakafony, izay haninay ve tsy hohaniny ?

Fivaditsoratra  5  fanafiana, faniafana, fiafanana, nafafanay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21