Teny iditra fanafihana (tafika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanatonana mba hamely amin' ny basy aman-defona; fibosesehana hanafika [Rajemisa 1985]
 fananiham-bohitra na fandravana an-keriny ny tanin'olona amin'ny ady [SLP 1986]
Fandikana frantsay invasion [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31