Teny iditra | tafika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika ¶ Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina ¶ Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika ¶ Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [Rajemisa 1985] | ||||
Famaritana anglisy | a war party; an army [Hallanger 1973] | ||||
Famaritana frantsay | expédition guerrière; armée [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Miaramila | ||||
Sampanteny |
| ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tafika io | ||||
Teny iditra | Tafika | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny sampy taloha | ||||
Ohatra | ary i Tafika teo Ambohijanaka. [Callet: Tantara, takila 531] | ||||
2017/01/20 |
![]() |