Teny iditra | fanafintohinana (tafintohina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antony mahatezitra Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of offending; a scandal; cf. fahatafintohinana [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Scandale, offense [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |