|
|
|
|

Teny iditra1  fanafintohinana
Fototeny  2  tafintohina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Antony mahatezitra
Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] scandale, offense

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20