1 | Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. [SeFaFi ]
|
2 | Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. [Andraina: Mitaraina, takila 191]
|
3 | Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! [Andriamalala: Fanagasiana, takila 17]
|
|