Teny iditra fanafy (tafy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manafy, manome lamba na akanjo hitafiana
Azo tafiana, tokony hotafiana: Ny mahantra tahaka ireny no fanafy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14