Teny iditra | fanagidrogidro (gidrogidro (gidro)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina managidrogidro na mampikasoka zavatra miteraka feo midridridridry [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on fait grincer, la manière de faire craquer [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |