Teny iditra gidrogidro (gidro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a creaking noise somewhat louder than dridridridry [Richardson 1885]
Fandikana frantsay grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra gidro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31