Teny iditra |
fanahana
(ahana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona manahana, izany hoe miandry mitanaka [1.1]
|
|
Teny iditra |
fanahana
(haha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famahàna, fanalana amin' ny fatorana, fanasaratsarahana, fandravana, famotsorana (olo-meloka) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L’action de délier, de démonter, de dévisser [1.3]
|
|
Teny iditra |
fanahàna
(taha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezana zavatra hatao taha na onitra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de donner une compensation, le motif [1.3]
|
|