Teny iditra |
haha-
|
Sokajin-teny | tovona
|
Fanazavàna teny frantsay | Passé du préfixe maha-
[1.3]
|
Ohatra |
1 | moa ve ny hatanjaky ny vatana fotsiny dia ampy tsy haha-ankizv intsony?
[2.314]
|
2 | Tsy nandry andro tsy nandry alina ianareo, nitady izay haha-Andriana ahy.
[2.298]
|
|
|
Teny iditra |
haha
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famahana, fanalana ny fatotra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | See boraka,
vaha,
veraka
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de délier, de dénouer, de détacher, de dévisser, de démonter, de mettre en liberté. Voy. Vaha [1.3]
|
Sampanteny |
|