Teny iditra fanahiana (ahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany
Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Worry, anxiety [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Souci, inquiétude [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20