|
|
|
|

Teny iditra1  fanahim-boronkely
Singan-teny  2  fanahy, voronkely
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] toetra misotisoty toy ny voronkely izay manao maloto ao amin' ny fihinanany ihany
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny fanahim-boronkely io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13