Teny iditra fanainga (ainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana fibatana zavatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Manière de soulever, de lever, qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher [1.3]
 élévateur [1.13]
Ohatra 
1toa voan' ny fanainga lavitra koa re, sanatria. [2.470]
2Fanainga iray hafa ho an' ny fampihavanana ny fanapariaham-pahefana, na dia mbola nofinofy ihany aza izy hatramin' izao. [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09