Teny iditra ainga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibatana, fialana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (root not much used) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de soulever, de lever, d'aller charcher [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra ainga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka [1.1]
Ohatra 
1Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka [1.1]
2Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [4.27]
Sampanteny 
Tovy hevitra inga

Teny iditra ainga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hevitra mitombina iaingana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Principe [1.13, 1.5]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : ainga, aingako, ainganao, aingany, aingantsika, ainganay, ainganareo, aingan', aingan-, aingam-
Tovy hevitra tsangan-kevitra
Kamban-teny 

Teny iditra ainga
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Mandeha
ainga haka rano: mantsaka
andao aingatsika: andeha isika [1.78]
Tovy hevitra handeha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11