Teny iditra fanaingana (ainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io
Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de soulever, de lever, d’aller chercher [1.3]
Ohatra 
1Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray. [1.519]
2ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny. [2.298]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27