Teny iditra | 1 fanajana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanomezana haja, voninahitra: Fanajana ny Razana no amadihana azy Fanaovana ho zavatra, fanasiana vidiny: Izao ve no fanajanao fotoana? |
Fototeny | 4 haja |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fanajana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |