Teny iditra fanajary (hajary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manajary, mamboatra; mamitram-pihavanana; manala
Azo amboarina; azo avitrana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’il faut arranger, manière d’arranger [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14