Teny iditra | hajary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanamboarana, fanitsiana Haja. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | In the provinces hajary is used generally for any arrangement, but in Imerina it is used chiefly of family matters. See voatra, lahatra, lamina [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Réformation, correction [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | hajary | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Ody (avy amin'ny zava-boary avy hatrany dia ampiasaina na asaina) [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hajary, harija |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |