|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara...
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however.
5  [1.7] furniture and household furnishings
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] les meubles et ustensiles d'une maison
7  [1.8] ameublement
Ohatra  8  Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [2.529]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  fanakà
Fototeny  12  ak
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany

Fivaditsoratra  15  ankafa, fakana, fanakà, fanaka, kafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11