|
|
|
|

Teny iditra1  fanakady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manakady, mameraka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay tany ijoroany na matetika koa enti-miaro ilay tany)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Ce qui mérite d'être protégé, manière de protéger
Fototeny  5  kady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11