Teny iditra (1/2) | 1 kady |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 10 kiady |
Mpanahaka | 11 voninahitra, tabiha, rehareha, sanga, endrika, olomanga, avara-pianarana, kintana telonohorefy, vato nasondrotry ny tany, trafo nasondrotry ny nofo, tolà-miadidy, varavara-miandraikitra, voara endriky ny saha, tatamo ravaky ny farihy, kitro ifaharana, vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo, felatana-mangaika ny rantsana, trafo lelafin-ko mandina |
Teny iditra (2/2) | 12 kady |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.19] [Tankarana]
bruit de l'eau dans une barrique. |
Voambolana |
15 Feo |
Fivaditsoratra | 16 dika, kadi, kady, kida |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |