Teny iditra | 1 fanakaikezana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.471] Hita tao hatramin' izany basy misy solomaso fanakaikezana mahatakatra any amin' ny telo kilaometatra mahery, ka hatramin' ny basy roa ambin' ny folo vava. |
Fototeny | 4 akaiky |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 7 fanakekezana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |