Teny iditra fanakalo (takalo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony [1.1]
Ohatra Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy [2.59]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14