| Teny iditra | 1 fanakambanana |
| Fototeny | 2 kambana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanambarana; fampiraisana
[1.1] 5 fampitohizana fantsona roa [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L’action de réunir, d’unir, l’addition.
[1.3#306] 7 montage, combinaison, association, assemblage 8 accord, union [1.13] |
| Ohatra |
9 Fanakambanana faobe io.
[2.245]
10 Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao [4.27] |
| Voambolana | 11 Haitao |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|