Teny iditra (1/2) | 1 kambana |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a twin, twins |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Jumeaux, semblables Assemblage, union de plusieurs 6 [1.8, 1.13] jumeau 7 [1.13] connexion |
Ohatra |
8 [2.270#] Satria teraka kambana va izy? 9 [2.499#] Faty kambana re ity, ray olona e! 10 [2.817#] Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 23 kambana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.19] [Tankarana]
gui, mousse. |
Voambolana |
26 Haizavamaniry: ahitra |
Tovy hevitra | 27 hambina, kambina |
Fivaditsoratra | 28 akamban, ambakan, ankamba, kambana, nakamba, nambaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |