|
|
|
|

Teny iditra1  fanakanjo
Fototeny  2  akanjo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manakanjo, manome akanjo
5  Azo omena akanjo [1.1]

Fivaditsoratra  6  fanakanjo, fanonjaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14