Teny iditra | fanaketrahana (ketraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanagedragedrana: Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika? Fanalefahana: Fanafody fanaketrahan-kozatra itỳ Fanakiviana: Mazàna no fanaketrohana ny herimpo ny tsy fahombiazana miverimberina [1.1] | |
Fanalefahana ny tsindry [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Détendeur [1.13] | |
Tovy hevitra | fandetsitosika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |