|
|
|
|

Teny iditra1  fanakilema
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina manilema, manakilema, manimba bika aman-tarehy
Fototeny  4  kilema
Tovy hevitra  5  fanilema

Fivaditsoratra  6  fanakilema, kelimafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21