Teny iditra | kilema | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Tsiny, takaitra: Misy kilemany itỳ latabatra itỳ ¶ Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy misy olombelona tsy misy kilema [Rajemisa 1985] | |||
takaitra [SLP 1986] | ||||
Fandikana anglisy | a deformity, a blemish, a scar [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | déformation, avarie [Hallanger 1974] | |||
infirmité, défaut [SLP 1986] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny kilema io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |