|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanakona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#343] action de réduire en marmelade
Fototeny  5  koba

Teny iditra (2/2)6  fanakobana
Sokajin-teny  7  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony
Azo kobanina
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3#344] Manière de remuer, de faire gonfler
Fototeny  10  kobana

Fivaditsoratra  11  fanabokana, fanabonaka, fanakobana, fanakobàna, nanabofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/13