Teny iditra fanakonana (takona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of covering; an eclipse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune [1.8]
Ohatra 
1Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana. [2.857]
2Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. [1.353]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03