|
|
|
|

Teny iditra1  fanakonana
Fototeny  2  takona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanaronana, fandrakofana; fanakanana tsy habita, tsy ho hita
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of covering; an eclipse
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de cacher, de couvrir ; éclipse du soleil ou de la lune
Ohatra  7  Ary raha mifaritra ny masoandro, na ny volana misy fanakonana. [2.857#]
8  Amin'ilay isian' ny fanakonana iny, ka mahamaizina ny masoandro na ny volana dia matahotra ny Bara satria loza lehibe hoy izy no tonga amin'ny tany. [1.353#]

Fivaditsoratra  9  fanakonana, fanokanana, nanafanako, nanafokana, nanakofana, nanokafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03