Teny iditra fanakora (akora)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manakora, maneso, mihoha
Tokony hakoraina, azo akoraina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui est hué, qui mérite d’être hué, qu’on acclame, manière d’acclamer [1.3]
Ohatra Somary nilefaka tsy fidiny ihany izy tamin' ny farany, ilay zaobaviny kosa anefa tsy nanakora na nandatsa satria ny lavo mahay miarina tsy fanakora fa fakana saina, ary ny potraka tafajoro tsy faneso fa filana hevitra. [2.313]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07