Teny iditra | fanakorirarirana (korirarira (korira)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fampihomehezana; fandrebirebena; fanemoran-dava, fangatahana andro lava [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de leurrer, de faire trainer [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |