Teny iditra korirarira (korira)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sangisangy sy resadresaka entina mandrebireby hanarivana andro
¶ Fialana fetsifetsy entina hampitaroza-dava raharaha [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra korira

Nohavaozina tamin' ny 2009/04/23